TAGNAMARO VAVATENINA

TAGNAMARO VAVATENINA

Notontosaina androany Sabotsy faha 17 Desambra 2022 ny TAGNAMARO andron’olom-pirenena ka ny fanadiovana ny résidence sy tokotany RNM/TVM no natao.

Isaorana ireo sampandraharaha mpanjakana tonga sy ireo olon-tsotra nanantaneraka izany.