« SOATOAVINA »

« 𝕊𝕆𝔸𝕋𝕆𝔸𝕍𝕀ℕ𝔸 », fandaharana vokarin’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina isam-bolana, hanasongadinana ny maha malagasy.

Ny lohahevitra amin’ity volana ity dia milohateny hoe: «𝙁𝙊𝙈𝘽𝘼 𝘼𝙈𝘼𝙈-𝙋𝘼𝙉𝘼𝙊 𝙈𝘼𝙉𝙊𝘿𝙄𝘿𝙄𝙉𝘼 𝙉𝙔 𝙁𝘼𝙃𝘼𝙁𝘼𝙏𝙀𝙎𝘼𝙉𝘼»

Harahinao:

– ao amin’ny RNM ny Alarobia 28 desambra 2022 amin’ny 8 ora sy sasany alina

– ao amin’ny TVM ny Zoma 30 desambra 2022 amin’ny 8 ora alina,

Ary ho hitanao ao amin’ny tranonkalan’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina.