TAGNAMARO MORAFENOBE

Fandiovana ny tsena tao an-tapotanàna no nanamarika ny Andron’ny Olom-pirenena volana Desambra tao Morafenobe.

Narahina fanentanana ho fitandroana mandrakariva ny fahadiovana ny fotoana.