NY LAHATENIN’ ANDRIAMATOA FILOHAM-PIRENENA NY SABOTSY 31 DESAMBRA AMIN’ NY 8 ORA ALINA
Manasa antsika hanaraka ny lahatenin’Andriamatoa Filoham-pirenena Andry Nirina RAJOELINA ny Sabotsy 31 Desambra amin’ny 8ora alina.
Harahantsika mivantana amin’ny Fahitalavi-pirenena TVM sy ny Radio Nasionaly Malagasy ary amin’ny pejy ofisialin’ny Fiadidiana ny Repoblika izany.