VAROTRA FAMPIRANTIANA
VAROTRA FAMPIRANTIANA « peinture acrylique » ao amin’ny Galerie d’Art RAPARIVO, ny 10 Janoary ka hatramin’ny 25 Febroary.
Ny mpanakanto ZONASANDRATR’ART no misantatra an’ity taona vaovao 2023 etsy amin’ny IVOKOLO Analakely.
Ny mpanakantontsika dia havanana amin’ny hosodoko na « Peinture acrylique ».
Ny taona 2001 izy no manomboka nampiranty.
Tongava maro mitsidika, tsy misy ny vidim-pidirana
« Jifao ny talenta tena Malagasy »