VOLANA IRAY, MPANORATRA IRAY

SIMEONA TSIANENENANA, mpanoratra avy any amin’ny faritra Atsimo Andrefana no ampahafantarin’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina amin’ity volana Janoary ity :

Ireto ireo hetsika anamarihana izany :

-Fampahafantarana ny mombamomba azy eto amin’ny pejy,

– Fihaonana sy velakevitra samihafa hotontosain’ny fitaleavam-paritra Atsimo Andrefana

– Fampahafantarana amin’ny Fahitalavi-pirenena TVM.

Koa manasa anao àry hamantatra bebe kokoa ny andiany voalohany amin’ny mpanoratra Simeona TSIANENENANA.