OMDA NA OFISY MALAGASY MISAHANA NY ZON’NY MPAMORONA
Asaina ny mpikambana rehetra mba ho tonga hanatrina ny fivoriambe sy fifampiarahabana tratry ny taona ho tanterahina ny Talata 24 Janoary 2023 manomboka amin’ny 10 ora maraina ao amin’ny Lapan’ny Kolontsaina sy ny fanatanjahantena.