TAGNAMARO MAINTIRANO

Fandrantsanana lobolobo sy fametrahana gony feno fasika tany amin’ny tafon’ny station radio Maintirano no nanamarihan’ny mpiara-miasa tao amin’ny DRCC Melaky ny Tagnamaro Janoary tany Maintirano.