VOLANA IRAY, MPANORATRA IRAY

Mitohy ny fampahafantarana ny mpanoratra SIMEONA TSIANENENANA, mpanoratra avy any amin’ny faritra Atsimo Andrefana.

Ampahafantarina mandritra an’ity volana Janoary ity.