SOATOAVINA

 SOATOAVINA

« SOATOAVINA », fandaharana vokarin’ny Minisiteran’ny Serasera sy Kolontsaina isam-bolana, hanasongadinana ny maha malagasy.

Ny lohahevitra amin’ity volana ity dia milohateny hoe: «FOMBA AMAM-PANAO MANODIDINA NY FAHATERAHANA SAKALAVA», faritra: Boeny, Betsiboka, Melaky

Harahinao:
– Ao amin’ny RNM ny Alarobia 25 Janoary 2023 amin’ny 8 ora sy sasany alina
– Ao amin’ny TVM ny Alahady 29 Janoary 2023 amin’ny 8 ora alina,
ary ho hitanao ao amin’ny tranonkalan’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina.

#Soatoavina
#Minisiteran_ny_Serasera_sy_ny_Kolontsaina