TAGNAMARO FÉNÉRIVE-EST
Notontosaina androany ny TAGNAMARO eto Fenerivo Atsinanana ka ny fanadiovana ny sisin-dranomasina no natao taorian’ny fandalovan’ilay rivodoza CHENESO.Niara-nisalahy tamin’izany ny faritra,ny fileovana, ny fitaliavam-paritry ny serasera sy kolontsaina eto Analanjirofo.