TAGNAMARO MANAKARA
Fanentanana an’ireo mponina mipetraka amin’ireo toerana iva no nimasoana androany.
Amin’izao vanimpotoanan’ny rivo-doza sy andro ratsy izao dia ilaina tokoa izany.
Ka tao Ampilao, Andriana ary Andranondraro no nanatanterahan’ireo Sampandraharana sy ONG ary fikambanana samihafa an’izany