TAGNAMARO MORAFENOBE
Fanesorana ny vy eo amin’ny tetezana efa tsy miasa mba hanamboarana fiampitana vonjimaika eo amin’ny radier simba no nanamarika ny Andron’ny Olom-pirenena volana Janoary tany Morafenobe.
Mikija ny orana any an-toerana ka ho tohizana amin’ny manaraka ny asa.