TAGNAMARO NOSY VARIKA

Fanomanana zana-kazo ho amin’ity Taom-pambolenkazo 2023, no TAGNAMARO volana Janoary notanterahina tao amin’ny Distrikan’i Nosy Varika.

Manodidina ny 1.500 izany no voaomana androany, ary maro ireo mpiray tanindrazana tonga nandray anjara tamin’izany.