TAGNAMARO MAROANTSETRA

Nohon’ny andro ratsy nandalo taty Maroantsetra dia nitanterahina androany 28 Janoary ny TAGNAMARO taty Maroantsetra tamin’ity volana Janoary ity izay nitarihin’ny Delegen’ny Serasera sy ny Kolontsaina , ka asa Fanadiovana ny tokotany sy manodidina ny biraon’ny distrika sy manodidina ny biraon’ny RNM/TVM no niarahana nanao.

Tonga maro ireo servisy miankina sy tsy miankina amin’ny fanjakana sy ireo fikambanana samihafa .