SEHO VAKODRAZANA

Ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina amin’ny alàlan’ny OFNAC dia manolotra antsika an’ity seho vakodrazana hafanain’ny tarika RAKOTOFRAH JUNIOR sy ny AKON’NY DIARY.

Ny Alahady faha 26 Febroary amin’ny 3 ora tolakandro ao amin’ny IVOKOLO Analakely.

TONGAVA MARO