TAGNAMARO MANANARA AVARATRA
Teto amin’ny Résidence district no nanaovana hetsika Tagnamaro androany , fanadiovana manodidina résidence sy biraon’ny RNM TVM.
Raha tsiahivina dia isany toerana manan-tantara ity toerana nasim-panadiovana androany ity , navitrika ny vahoaka nandray anjara ary saika hita nahatonga solontena avokoa ireo sampan-draharaha ara-panjakana androany.