TAGNAMARO MANDRITSARA

Velaran-tany mirefy 6ha androany no vita fandrakofana ala, tao ANDILANA. Araka izany, zana-kazo miisa 5000 fototra no voavoly nandritra ity Tagnamaro andron’ny olom-pirenena ity.

Hetsika izay notarihin’ny lehiben’ny distrikan’i Mandritsara sy ny delegean’ny Serasera sy Kolontsaina ao Mandritsara.