TAGNAMARO MAROANTSETRA

Toerana manana ny maha izy azy ara-tantatara ny eto amin’ny tsangambaton’ny 29 Mars 1947, nefa rakotra lobolobo hatrany ambonin’ny tsangambato. Antony nisafidiana ny Tagnamaro tamin’ity volana Febroary ity taty Maroantsetra nanadio ny tsangambato sy ny manodidina. Hetsika nitarihin’ny delegasionan’ny serasera sy ny Kolontsaina Maroantsetra.

Navitrika ny fandraisan’anjaran’ny mponina sy ireo sampandraharaha miankina sy tsy miankina amin’ny fanjakana, sy fikambanana samihafa.