TAGNAMARO FARAFANGANA.

Famaliana ny hetahetan’ireo tanora amin’ny tsy fananana maison des jeunes.

Nifanaraka tamin’ny commune ny Talem-paritra ary naka fankatoavana tamin’ireo tompon’andraikitra isatsokajiny avy ka nazahoana ity efitranon’ny commune ity ho ampiasain’ireo tanora.

Natao tagnamaro ary ny fanarenana izany niaraka amin’ireo fikambanana tanora maro samihahafa