08 ๐๐๐ง๐ฉ๐จ๐: ๐ผ๐ฃ๐๐ง๐ค ๐๐ง๐๐๐จ๐๐ข-๐ฅ๐๐ง๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐๐ค ๐๐ฃ’๐ฃ๐ฎ ๐๐ค๐ฃ’๐ฃ๐ฎ ๐ซ๐๐๐๐ซ๐๐ซ๐ฎ
ยซย ๐๐ข๐ฏ๐ข๐ฃ๐ฆ๐ข๐ป๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ข๐ฏ๐ฌ๐ช๐ป๐ช๐ท๐ข๐ท๐บ, ๐ง๐ข๐ฎ๐ฑ๐ช๐ป๐ข๐ฌ๐ข๐ฏ-๐ต๐ฆ๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ท๐ฆ๐ฉ๐ช๐ท๐ข๐ท๐บ, ๐ข๐ฏ๐ต๐ฐ๐ฌ๐บ ๐ฏ๐บ ๐ง๐ข๐ฎ๐ฑ๐ข๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ฐ๐ด๐ฐ๐ข๐ฏ๐ข ๐ญ๐ฐ๐ท๐ข๐ช๐ฏ-๐ซ๐ข๐ง๐บย ยป
Ny vehivavy no fototry ny fampandrosoana,
Ny vehivavy no manefy ny taranaka,
Fanantenana ho an’ny firenena ny vehivavy.
Arahabaina manokana ireo Andriambavilanitra rehetra mpiasan’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina manerana ny nosy izay mifanome tร nana amin-dRamatoa Minisitra Lalatiana Rakotondrazafy ANDRIATONGARIVO.