MOZIKA RAP
Manasa anao amin’ity fampisehoana iarahana amin’i RAMJASY, ny sabotsy faha 18 Martsa ho avy izao ao amin’ny IVOKOLO analakely.
Hetsika vokarin’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina amin’ny alalan’ny OFNAC.
RAMJASY, na dia tanora dia tanora aza, dia efa mahafehy tanteraka ny mozika antanan-dehibe na musique urbaine.
Hanotrona azy ireo mpanakanto efa andrarezina toa an-dry DOUBLENN.