TAGNAMARO MIDONGY

Fanatsarana ny tsangambato fahatsiarovana.

Tsy hadino ny fombafomba rehetra ara-kolontsaina natao aloan’ny hikasiana izany.