TAGNAMARO ANDILAMENA

Fanadiovana ny manodidina ny siniben-drano sy ny manodidina biraon’ny CENI no natao nandritra ny hetsika TAGNAMARO tao amin’ny distrikan’Andilamena.

Samy nandefa solontena nanatanteraka ny asa avokoa ireo sampandraharaha isan-tsokajiny ao an-toerana.