TAGNAMARO ANKAZOABO ATSIMO FARITRA ATSIMO-ANDREFANA
Famboarana lalana mandeha amin’ny hopitaly no natao tao anatin’ny hetsika tagnamaro teto Ankazoabo atsimo.
Mpandray anjara : Distrika, Kaominina, Fitsarana, Zandary, Miaramila, Police, Penitataire, Fahasalamana, Mpampianatra, Mpianatra, Fokontany, Fokonolona.
fiantraikany mba hahafahan’ ireo olona mitondra marary sy teraky ary mpisan’ny Fahasalamana mivezivezy @ lalana tsara.