TAGNAMARO MORAMANGA

Tsy diso anjara tamin’ny fanatanterahana ny TAGNAMARO ny Delegasionan’ny Serasera sy ny Kolotsaina Moramanga androany sabotsy 18 martsa 2023.

Niara-nientana ireo mpanao gazety rehetra miankina sy tsy miankina amin’ny fanjakana nanadio sy nanala ny fakan-kazo ary vodihazo manoloana ny tranoben’ny Serasera sy ny Kolontsaina ao Ambohibary.