TAGNAMARO FARITRA ANALAMANGA, DISTRIKAN’ANDRAMASINA

Tao amin’ny distrikan’Andramasina dia ny tranompokonolona no narenina tamin’ny alalan’ny Tagnamaro ny sabotsy 18 martsa 2023.

Nodiovina ihany koa ny manodidina izany tranompokonolona izany.