« SOATOAVINA »

Fandaharana vokarin’ny Minisiteran’ny serasera sy ny Kolontsaina isam-bolana, hanasongadinana ny maha malagasy.

Ny lohahevitra amin’ity volana ity dia milohateny hoe:

« 𝙉𝙮 𝙨𝙤𝙖𝙩𝙤𝙖𝙫𝙞𝙣𝙖 𝙢𝙖𝙡𝙖𝙜𝙖𝙨𝙮 𝙝𝙞𝙩𝙖 𝙩𝙖𝙧𝙖𝙩𝙧𝙖 𝙩𝙖𝙢𝙞𝙣’𝙣𝙮 𝙩𝙤𝙡𝙤𝙢-𝙥𝙖𝙣𝙖𝙛𝙖𝙝𝙖𝙣𝙖 29 𝙢𝙖𝙧𝙨𝙖 »

Harahinao:

– ao amin’ny RNM ny Alarobia 29 marsa 2023 amin’ny 8 ora sy sasany alina,

ary ho hitanao ao amin’ny tranonkalan’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina.