TAGNAMARO MARTSA 2023 – Antananarivo Avaradrano (ANALAMANGA)

Fambolen-kazo tao amin’ny kaominina Ambohimangakely niarahan’ny olom-boafidy sy olom-boatendry ary ireo avy amin’ireo Sampandraharaham-panjakana isan-tsokajiny no natao.