TAGNAMARO TÔLAGNARO

Ny asabotsy faha 18 mars 2023 no notanterahina tao amin’ny Fokontanin’ny MANGAIKY, kaominina AMPASY NAHAMPOANA, distrikan’i TOLAGNARO tamin’ny alalan’ny tagnamaro ny fanaovana empotage na « fampidirina tany ao anatina fonosana ». 5 500 isa no vita, izay niarahan’ireo sampan-draharaha na miankina na tsy miankina amin’ny fanjakana miisa 39 avy eto an-toerana niaraka tamin’ireo fikambanana maro samy hafa

Araka izany dia azo lazaina fa tafita amin’ny olom-pirenena ny lalan-tsaina voizin’ny Tagnamaro.