MBOLA AZONTSIKA JIFAINA HATRANY NY BOKY « NY DIAM-PENIN’I BAO FLORINE GENTILLESSE »

Nampihetsi-po anao ny tantaran’i Bebe BAO Florine?

Te-hanjifa ny bokiny ianao?

Mbola azo atao tsara izany, na eto Antananarivo na any amin’ny faritra, na koa any ivelany:
– Ao amin’ny Tranombokim-pirenen’i Madagasikara ao Anosy
– Ao amin’ny « Librairie de référence » IVOKOLO Arcade Analakely
– Ho anao any amin’ny faritra, azonao antsoina koa ny laharana 032 12 912 10
– Raha any ivelan’i Madagasikara ianao dia mandefasa hafatra ao amin’ny pejin’ny Minisitera.
Marihina fa 15.000Ar no vidin’ny boky ka mirotsaka manontolo aminy izany.