MIHAMY MADA FASHION 2023
Toamasina J-9
CASTING MANNEQUINS
Homena sehatra ny tanora vavy sy lahy avy ao Toamasina izay liana amin’ny resaka filatroana na
« Mannequinat ».
Koa manasa azy ireo ho tonga ao amin’ny MASÔVA 501 amin’ny Alarobia faha 05 Aprily 2023 manomboka amin’ny 02 Ora.
Ireo izay mahafeno fepetra no hilatro ny 13-14-15 Aprily ho avy izao.