MIHAMY MADA FASHION 2023, NY LISITR’ IREO MPANDRAY ANJARA

Ny 13-14-15 Aprily ho avy izao ao Toamasina

J̳-7: 𝙉𝙔 𝙇𝙄𝙎𝙄𝙏𝙍’𝙄𝙍𝙀𝙊 𝙈𝙋𝘼𝙉𝘿𝙍𝘼𝙔 𝘼𝙉𝙅𝘼𝙍𝘼

Tontosa omaly 05 Avril tao amin’ny MASÔVA 501 Toamasina ny « casting » isafidianana an’ireo tanora miisa 40 hilatro mandritra ny telo andro.

Efa samy miomankana avokoa ireo mpandray anjara izay voafantina handranty sy hampilatro ka ireto ny lisitr’izy ireo: