MMF501 Β«Β π™π™Žπ™” π™ˆπ™„π™Žπ˜Όπ™π˜Όπ™†π˜Ό π˜Όπ™ˆπ™„π™‰’𝙉𝙔 π™‘π™„π™π˜Ό π™ˆπ˜Όπ™‡π˜Όπ™‚π˜Όπ™Žπ™” π˜Όπ™‰π™π™Žπ™€π™‰π˜ΌΒ Β»

Andro faharoa -14 Aprily

Tatitra an-tsary ny Seho FASHION SHOW tao amin’ny Port Academy Center Toamasina, izay nanasana ireo mpandraharaha sy mpiara-miombon’antoka ary olona avy amin’ny sehatra maro ao Toamasina.

Sady seho no varotra « vente aux enchères » no natao, ka isaorana ireo tonga dia nandray anjara nividy avy hatrany.