TAGNAMARO AMBOASARY ATSIMO
Fanalana ireo raketa mena manodidina ny trano fianarana eny amin’ny EPP CNTP Commune Behara, io no nanaovana hetsika Tagnamaro.
Miandahy miambavy ny vahoaka mandray anjara mavitrika tamin’ny hentsika miaraka amin’ny Delegasionin’ny ny serasera sy ny kolontsaina izay tarihin’i Chef de district
.Madio ny manodidina ny sekoly taorian’ny hetsika.