TAGNAMARO ANALAMANGA
Tontosa ny Sabotsy 15 Aprily 2023 teo ny tagnamaro teto Antananarivo ka nandokoana ny biraom-pokontany Ambatolampy Antehiroka, distrika faha-6.
Faly ny Mpitantana sy ny mponina tao amin’ny fokontany tamin’ izao fiaraha-miasa niarahana tamin’ny fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Analamanga izao.
Ary nisaotra manokana an-dRamatoa Minisitra amin’izao lalan-tsaina tagnamaro mifarimbona amin’ny fanatsarana ny fotodrafitr’asa efa misy anao.