TAGNAMARO BESALAMPY
Amin’izao faran’ny fahavaratra izao dia nisafidy hanala ireo lobolobo manoloana ny biraon’ny Distrika ireo mpiasam-panjakana tao Besalampy.