TAGNAMARO VOHEMAR

Fanadiovana ny tatatra tamin’ny lalam-pirenena RN5A teo amin’ny parcage Vohémar no nanamarika ny hetsika TAGNAMARO andron’ny olom-pirenena ny Sabotsy faha 15 Aprily 2023 tato amin’ny distrikan’i Vohémar.

Nanampy tamin’ny fampitaovana ny kaominina ambonivohitra Vohémar sy ny orinasa CRBC orinasa izay nanamboatra ny lalam-pirenena mampitohy ny Distrika Vohémar sy Ambilobe.