TAGNAMARO IKONGO.
FARITRA FITOVINANY
Fanatsarana ny làlana miakatra mankany amin’ny biraon’ny DLCC sy ny Distrika ary ny JIRAMA no TAGNAMARO natao tao amin’ny Distrikan’Ikongo tamin’ity volana Aprily ity.
Izany dia ao anatin’ny ezaka amin’ny famerenana amin’ny laoniny ny tanàna IKONGO taorian’ny fandalovan’ny rivo-doza FREDDY.
Ka mpiasana sampan-draharaha sy fokonolona maro no tonga niara-nanatanteraka izany.