TAGNAMARO MANANJARY.

FARITRA VATOVAVY

Fanadiovana lakandrano ao amin’ny Fokontany Ambolotara, Kaominina Ambanivohitr’i Kianjavato, no TAGNAMARO natao tao amin’ny distrikan’i Mananjary tamin’ity volana Aprily ity.

Izany no natao dia mba hisorohana ny fiandronan’ny rano eo an-tanàna.