TAGNAMARO NOSY-VARIKA (VATOVAVY)

Fanesorana ireo hazo mibahan-dàlana sy ireo fako mivangongo ary fanadiovana ny tampon-tanàna taorian’ny nandalovan’ny rivo-doza FREDDY no TAGNAMARO natao tao Nosy-varika, faritra VATOVAVY tamin’ity volana Aprily ity.

Ka vahoaka an’arivony no tonga niaraka nanatanteraka izany tamin’ny Ekipan’ny DLCC NOSY-VARIKA.