TAGNAMARO volana aprily

Distrika MITSINJO, Faritra BOENY

Nohon’ny fahatsapana fa mety hirongatra ireo karazan’aretina maro vokatry ny takaitra navelan’ny andro ratsy sy ny fotoam-pahavaratra, Dia nanapa-kevitra nandray anjara nanadino sy nanome endrika hatsarana ny tobim_pahasalamana eto Mitsinjo ireo olom-pirenena resy lahatra ho amin’ny fanatsarana ny SOA iombonana, niarahana tamin’ireo Fikambanam-behivavy maro mijoro eto amin’ny Distrika izany TAGNAMARO, ary koa ny ekipa fiadidiaba ny Distrika sy ny Delegasionin’ny Serasera sy ny Kolontsaina aty an-toerana.