ππππΌππΌ πππΌπ, πππΌππππΌπππΌ πππΌπ
ππππΌππΌ πππΌπ, πππΌππππΌπππΌ πππΌπ
Perle RASOLOARIJAO, mpanoratra tsy zoviana amin’ny maro, no ampahafantarin’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina amin’ity volana Mey ity.
Ireto ireo hetsika anamarihana izany :
-Fampahafantarana ny mombamomba azy eto amin’ny pejy,
– Fihaonana sy velakevitra iarahana amin’ny mpankafy .
Koa manasa anao Γ ry hamantatra bebe kokoa ny andiany voalohany amin’ny mpanoratra Perle RASOLOARIJAO.