NY FAHA 07 MEY NO FANKALAZAINA NY ANDRO MANERAN-TANY HO AN’NY HEHY

Hanamarika izany isika ka manasa anao ny Sabotsy 13 mey ao amin’ny IVOKOLO Analakely manomboka amin’ny 02 ora sy sasany folakandro.
TSY MISY VIDIM-PIDIRANA
Miomana hihomehy