TAGNAMARO BESALAMPY

Fanajariana ny lalana manomboka eo amin’ny Tsangambaton’ny 29 Mars mihazo ny biraon’ny Distrika no natao Tagnamaro tamin’ity volana May ity.