TAGNAMARO FENERIVO ATSINANANA.

Nanatontosa hetsika TAGNAMARO andronolom-pirenena ny teto Fenerivo Atsinanana ka fanadiovana ny manodidina tranoben’ny Kolontsaina sy bazar Tantsaha no natao.

Isaorana ny nandray anjara rehetra.