TAGNAMARO MANANARA AVARATRA :
Fagnadiovana manodidina sisin-dranomasina Ambatondrahilana Fokontany Antanankoro no nanaovana hetsika Tagnamaro andron’ny olom-pirenena Mananara avaratra. Ny antony nisafidianana io toerana io moa dia nohon’ny fananana toerana manankasina akaikin’io toerana io.
Izay toerana fanaovana fombafomba ara-drazana.
Mankasitraka ny nandray anjara rehetra.