TAGNAMARO SAINTE MARIE.

Anisan’ny nandray anjara tamin’ny Tagnamaro ireo fiangonana Adventiste tamin’ny alalan’ny fanaovana reboussage satria ilaina amin’ny fanaovana pépinière hazoana zanakazo izany.

Ny sampandraharahan’ny Tontolo iainana sy ny Ala no tompon-kevitra niarahana tamin’ny Delegasionan’ny Serasera niany alahady.

Mbola maro ireo sehatra mbola hanohy izao hetsika izao.