TAGNAMARO SAMBAVA.

Fonosana sachet asiana zana-kazo miisa 4000 no vita nandritra ny hetsika Tagnamaro andron’ny olom-pirenena omaly Asabotsy 20 Mai 2023 teto SAMBAVA.

Ny tanjona dia ny andrakotra Ala i Madagasikara.

Niara-nihentana nanatanteraka izany ireo Sampan-draharaha miankina sy tsy miankiana amin’ny Fankajana, ny fikambanana ary ny olon-tsotra, izay notarihin’ny Fitaleavam-paritrin’ny Serasera sy ny Kolontsaina SAVA.