TAGNAMARO VOLANA MEY

FARITRA VATOVAVY DISTRIKA MANANJARY

Fanadiovana sy Fanatsarana lalan-kely mandeha amin’ny tobim-pahasalamana Katolika no natao mba hanatsarana ny endriky ny lalana sy hisorohana ny mety hidiran’ny valan’aretina.

Io no endrika nanatanterahana ny TAGNAMARO tao Mananjary tamin’ity volana Mey ity. Anisan’ireo nandray anjara tamin’izany ireo fikambanana tanora mpilatsaka an-tsitrapo.